Levitikosy 25:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Arakaraka ny hamaroan’ny taona no hanondrotany ny vidiny,+ ary arakaraka ny havitsian’ny taona no hampihenany ny vidiny, satria ny isan’ny fiakaran’ny vokatra no amidiny aminao.
16 Arakaraka ny hamaroan’ny taona no hanondrotany ny vidiny,+ ary arakaraka ny havitsian’ny taona no hampihenany ny vidiny, satria ny isan’ny fiakaran’ny vokatra no amidiny aminao.