Nomery 1:51 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 51 Isaky ny hifindra ny tranolay, dia handrava azy ny Levita.+ Isaky ny hitoby ny tranolay, dia hanangana azy ny Levita. Hovonoina ho faty izay olon-kafa manatona eo.+
51 Isaky ny hifindra ny tranolay, dia handrava azy ny Levita.+ Isaky ny hitoby ny tranolay, dia hanangana azy ny Levita. Hovonoina ho faty izay olon-kafa manatona eo.+