Nomery 4:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Halain’izy ireo ny fitaovam-panompoana rehetra,+ izay ampiasainy hanompoana tsy tapaka ao amin’ny toerana masina, ka hataony ao anaty lamba manga. Dia hosaronany hoditra faoky+ ireo, ka hataony eo ambonin’ny bao filanjana.
12 Halain’izy ireo ny fitaovam-panompoana rehetra,+ izay ampiasainy hanompoana tsy tapaka ao amin’ny toerana masina, ka hataony ao anaty lamba manga. Dia hosaronany hoditra faoky+ ireo, ka hataony eo ambonin’ny bao filanjana.