-
Nomery 4:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Hataony eo ambonin’ny alitara ny fitaovana rehetra ampiasainy hanompoana tsy tapaka eo, dia ny fitondrana afo sy ny fitrebika sy ny lapelina ary ny vilia baolina, eny, ny fitaovana rehetran’ny alitara.+ Dia hamelatra hoditra faoky handrakofana ny alitara izy ireo, ary hanatsofoka ny bao filanjana+ azy.
-