-
Nomery 4:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 “Ary rehefa hiainga ny toby, dia tokony ho efa vitan’i Arona sy ny zanany lahy ny fandrakofana ny toerana masina+ mbamin’ny fitaovany rehetra.+ Aorian’izay vao hiditra ny taranak’i Kehata mba hilanja an’ireo,+ nefa tsy hikasika+ ny toerana masina izy ireo sao ho faty. Ireo zavatra ireo no anjara entan’ny taranak’i Kehata ao amin’ny tranolay fihaonana.+
-