16 “Ary ny andraikitr’i+ Eleazara zanak’i Arona mpisorona dia ny menaky+ ny jiro sy ny emboka manitra+ sy ny fanatitra varimbazaha atolotra tsy tapaka+ ary ny menaka masina fanosorana,+ eny, andraikiny ny tranolay manontolo sy ny ao anatiny rehetra, izany hoe ny toerana masina sy ny fitaovany.”