Nomery 4:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Fa izao no ataovy mba ho velona foana izy ka tsy ho faty raha manatona an’ireo zavatra masina indrindra:+ Hiditra i Arona sy ny zanany lahy, ka hanendry azy tsirairay ho amin’ny fanompoany sy ny anjara entany avy.
19 Fa izao no ataovy mba ho velona foana izy ka tsy ho faty raha manatona an’ireo zavatra masina indrindra:+ Hiditra i Arona sy ny zanany lahy, ka hanendry azy tsirairay ho amin’ny fanompoany sy ny anjara entany avy.