Nomery 4:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Ireo no voasoratra anarana tamin’ny fianakavian’ny taranak’i Gersona, dia izay rehetra nanompo tao amin’ny tranolay fihaonana. I Mosesy sy Arona no nanoratra ny anarany, araka ny baikon’i Jehovah.+
41 Ireo no voasoratra anarana tamin’ny fianakavian’ny taranak’i Gersona, dia izay rehetra nanompo tao amin’ny tranolay fihaonana. I Mosesy sy Arona no nanoratra ny anarany, araka ny baikon’i Jehovah.+