Nomery 5:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary tsy maintsy miaiky+ ny fahotany izy, ka hanonitra manontolo an’ilay zavatra nahameloka azy, sady mbola hanampy ampahadiminy.+ Dia homeny an’ilay nanaovany fahadisoana izany.
7 Ary tsy maintsy miaiky+ ny fahotany izy, ka hanonitra manontolo an’ilay zavatra nahameloka azy, sady mbola hanampy ampahadiminy.+ Dia homeny an’ilay nanaovany fahadisoana izany.