Nomery 9:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Nijanona andro vitsivitsy teo ambonin’ny tranolay ny rahona indraindray. Araka ny baikon’i+ Jehovah no nitobian’izy ireo, ary araka ny baikon’i Jehovah koa no niaingany.
20 Nijanona andro vitsivitsy teo ambonin’ny tranolay ny rahona indraindray. Araka ny baikon’i+ Jehovah no nitobian’izy ireo, ary araka ny baikon’i Jehovah koa no niaingany.