Nomery 9:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Nijanona nanomboka tamin’ny takariva ka hatramin’ny maraina ny rahona+ indraindray. Dia niakatra ny rahona nony maraina, ka niainga izy ireo. Koa niainga izy ireo, na andro na alina no niakaran’ny rahona.+
21 Nijanona nanomboka tamin’ny takariva ka hatramin’ny maraina ny rahona+ indraindray. Dia niakatra ny rahona nony maraina, ka niainga izy ireo. Koa niainga izy ireo, na andro na alina no niakaran’ny rahona.+