Nomery 10:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ireo mpisorona zanakalahin’i Arona no hitsoka azy,+ ary ho lalàna ho anareo mandritra ny fotoana tsy voafetra, hatramin’ny taranakareo fara mandimby, ny fampiasana ireo trompetra ireo.
8 Ireo mpisorona zanakalahin’i Arona no hitsoka azy,+ ary ho lalàna ho anareo mandritra ny fotoana tsy voafetra, hatramin’ny taranakareo fara mandimby, ny fampiasana ireo trompetra ireo.