Nomery 10:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Koa ny fizarana* nisy ny tobin’ny taranak’i Joda no niainga voalohany, araka ny tafiny avy.+ I Nasona+ zanak’i Aminadaba no mpifehy ny tafiky ny taranak’i Joda.
14 Koa ny fizarana* nisy ny tobin’ny taranak’i Joda no niainga voalohany, araka ny tafiny avy.+ I Nasona+ zanak’i Aminadaba no mpifehy ny tafiky ny taranak’i Joda.