Nomery 10:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ary niainga ny fizarana nisy ny tobin’ny taranak’i Dana,+ araka ny tafiny avy. Izy ireo no vodilaharana mpiaro+ ny toby rehetra. I Ahiezera+ zanak’i Amisaday no mpifehy ny tafiky ny taranak’i Dana. Nomery Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 10:25 w25.06 9 Nomery Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 10:25 Fandalinana, Boky 1,
25 Ary niainga ny fizarana nisy ny tobin’ny taranak’i Dana,+ araka ny tafiny avy. Izy ireo no vodilaharana mpiaro+ ny toby rehetra. I Ahiezera+ zanak’i Amisaday no mpifehy ny tafiky ny taranak’i Dana.