-
Nomery 10:29Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
29 Ary hoy i Mosesy tamin’i Hobaba zanak’i Regoela+ Midianita, rafozandahin’i Mosesy: “Hiainga izahay ka handeha ho any amin’ilay toerana nolazain’i Jehovah hoe: ‘Homeko anareo izy io.’+ Koa andao re hiaraka aminay e! Dia hanisy soa anao tokoa izahay,+ fa efa nilaza ny hanisy soa ny Israely i Jehovah.”+
-