Nomery 11:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary nitaraina tamin’i Jehovah momba izay nanjo azy ny vahoaka.+ Rehefa ren’i Jehovah izany, dia tezitra be izy. Koa nisy afo avy tamin’i Jehovah nandoro azy ireo, ka levona ny sasany teny an-tsisin’ny toby.+
11 Ary nitaraina tamin’i Jehovah momba izay nanjo azy ny vahoaka.+ Rehefa ren’i Jehovah izany, dia tezitra be izy. Koa nisy afo avy tamin’i Jehovah nandoro azy ireo, ka levona ny sasany teny an-tsisin’ny toby.+