Nomery 11:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary ren’i Mosesy nitomany isam-pianakaviana ny vahoaka, samy teo amin’ny fidirana amin’ny tranolainy avy. Dia tezitra be mihitsy i Jehovah.+ Ary ratsy teo imason’i Mosesy izany rehetra izany.+
10 Ary ren’i Mosesy nitomany isam-pianakaviana ny vahoaka, samy teo amin’ny fidirana amin’ny tranolainy avy. Dia tezitra be mihitsy i Jehovah.+ Ary ratsy teo imason’i Mosesy izany rehetra izany.+