Nomery 11:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Fohy angaha ny tanan’i Jehovah?+ Ho hitanao tokoa raha ho tanteraka ny teniko na tsia.”+ Nomery Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 11:23 w25.03 26-27
23 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Fohy angaha ny tanan’i Jehovah?+ Ho hitanao tokoa raha ho tanteraka ny teniko na tsia.”+