Nomery 13:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Rehefa tonga teo amin’ny lohasaha falehan-driakan’i Eskola+ izy ireo, dia nanapaka tahom-boaloboka nisy sampahony iray.+ Roa lahy izy ireo no nilanja izany tamin’ny bao filanjana. Nitondra ampongabendanitra+ sy aviavy koa izy ireo. Nomery Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 13:23 w06 15/6 16 Nomery Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 13:23 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,15/6/2006, p. 16
23 Rehefa tonga teo amin’ny lohasaha falehan-driakan’i Eskola+ izy ireo, dia nanapaka tahom-boaloboka nisy sampahony iray.+ Roa lahy izy ireo no nilanja izany tamin’ny bao filanjana. Nitondra ampongabendanitra+ sy aviavy koa izy ireo.