Nomery 15:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 dia fanatitra varimbazaha+ no hatolotra miaraka aminy. Lafarinina tsara toto telo ampahafolon’ny efaha, sady nafangaro menaka antsasaky ny hina, ilay fanatitra varimbazaha.
9 dia fanatitra varimbazaha+ no hatolotra miaraka aminy. Lafarinina tsara toto telo ampahafolon’ny efaha, sady nafangaro menaka antsasaky ny hina, ilay fanatitra varimbazaha.