Nomery 15:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Lalàna iray ihany no ho anareo izay anisan’ny fiangonana sy ho an’ny mpivahiny monina eo aminareo.+ Ho lalàna mandritra ny fotoana tsy voafetra izany, ho an’ny taranakareo. Ho toa anareo ihany ny mpivahiny, eo anatrehan’i Jehovah.+
15 Lalàna iray ihany no ho anareo izay anisan’ny fiangonana sy ho an’ny mpivahiny monina eo aminareo.+ Ho lalàna mandritra ny fotoana tsy voafetra izany, ho an’ny taranakareo. Ho toa anareo ihany ny mpivahiny, eo anatrehan’i Jehovah.+