Nomery 15:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 ‘Ho kiramborambo amin’ny akanjonareo izany. Rehefa hahita izany ianareo, dia hahatsiaro ny didin’i+ Jehovah rehetra ka hankatò an’ireny. Aza mandeha araka izay tian’ny fonareo sy ny masonareo,+ fa ny fanaovanareo izany no mampijangajanga+ anareo. Nomery Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 15:39 w11 15/7 12-13; w03 15/7 13 Nomery Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 15:39 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,15/7/2011, p. 12-1315/7/2003, p. 13
39 ‘Ho kiramborambo amin’ny akanjonareo izany. Rehefa hahita izany ianareo, dia hahatsiaro ny didin’i+ Jehovah rehetra ka hankatò an’ireny. Aza mandeha araka izay tian’ny fonareo sy ny masonareo,+ fa ny fanaovanareo izany no mampijangajanga+ anareo.