-
Nomery 16:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Samia maka ny fitondrana afony, ka asio emboka manitra eo amboniny, ary samia mitondra ny fitondrana afony ho eo anatrehan’i Jehovah, dia fitondrana afo dimampolo sy roanjato. Samia mitondra fitondrana afo koa ianao sy Arona.”
-