2 “Mitenena amin’ny zanak’Israely, ary makà tehina+ iray isaky ny fianakaviambe, avy amin’ny mpiadidy+ rehetra eo aminy, araka ny fianakaviambe avy amin’ireo rainy, dia tehina roa ambin’ny folo. Ary hosoratanao eo amin’ny tehiny avy ny anaran’ny tsirairay.