Nomery 18:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Hoy koa i Jehovah tamin’i Arona: “Efa nankiniko taminao ireo fanomezana omena ahy.+ Omeko ho anjaranao sy ny zanakao lahy ny zava-masina rehetra avy amin’ny zanak’Israely. Ho anjaranareo izany mandritra ny fotoana tsy voafetra.+
8 Hoy koa i Jehovah tamin’i Arona: “Efa nankiniko taminao ireo fanomezana omena ahy.+ Omeko ho anjaranao sy ny zanakao lahy ny zava-masina rehetra avy amin’ny zanak’Israely. Ho anjaranareo izany mandritra ny fotoana tsy voafetra.+