Nomery 18:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 “Mitenena amin’ny Levita, ka lazao aminy hoe: ‘Hahazo ny ampahafolon-karena avy amin’ny zanak’Israely ianareo, ary efa nomeko anareo ho lovanareo izany.+ Ary ataovy fanomezana ho an’i Jehovah ny ampahafolony amin’ilay ampahafolon-karena.+
26 “Mitenena amin’ny Levita, ka lazao aminy hoe: ‘Hahazo ny ampahafolon-karena avy amin’ny zanak’Israely ianareo, ary efa nomeko anareo ho lovanareo izany.+ Ary ataovy fanomezana ho an’i Jehovah ny ampahafolony amin’ilay ampahafolon-karena.+