-
Nomery 18:28Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
28 Amin’izay ianareo dia manao fanomezana ho an’i Jehovah koa, avy amin’ny ampahafolon-karena rehetra ho azonareo avy amin’ny zanak’Israely. Avy amin’ireny kosa no hakanareo ny fanomezana ho an’i Jehovah, ka homenareo an’i Arona mpisorona.
-