Nomery 18:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 “Ary lazao amin’ny Levita hoe: ‘Rehefa manome ny tsara indrindra amin’ireny+ ianareo, dia ho anareo Levita ny ambiny, toy ny vokatra avy eny am-pamoloana, sy ny divay na menaka avy amin’ny famiazana.
30 “Ary lazao amin’ny Levita hoe: ‘Rehefa manome ny tsara indrindra amin’ireny+ ianareo, dia ho anareo Levita ny ambiny, toy ny vokatra avy eny am-pamoloana, sy ny divay na menaka avy amin’ny famiazana.