Nomery 19:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “‘Ary hanasa ny akanjony amin’ny rano ilay nandoro an’ilay ombivavy, ka handro amin’ny rano.+ Haloto mandra-paharivan’ny andro anefa izy.
8 “‘Ary hanasa ny akanjony amin’ny rano ilay nandoro an’ilay ombivavy, ka handro amin’ny rano.+ Haloto mandra-paharivan’ny andro anefa izy.