17 Mba avelao handalo ao amin’ny taninao re izahay e! Tsy handeha eny amin’ny saha na tanimboaloboka izahay, na hisotro ny rano amin’ny lavadrano, fa ny lalan’ny mpanjaka no handehananay.+ Tsy hivily hiankavanana na hiankavia izahay,+ mandra-pivoakanay ny taninao.’”