Nomery 22:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 ‘Tonga eto amiko ilay vahoaka nivoaka avy tany Ejipta, ary mandrakotra ny tany hatrany amin’izay faran’ny taza-maso izy ireo.+ Koa tongava ka ozòny ireo.+ Angamba aho ho afaka hiady aminy ka handroaka azy.’”
11 ‘Tonga eto amiko ilay vahoaka nivoaka avy tany Ejipta, ary mandrakotra ny tany hatrany amin’izay faran’ny taza-maso izy ireo.+ Koa tongava ka ozòny ireo.+ Angamba aho ho afaka hiady aminy ka handroaka azy.’”