Nomery 25:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary ny anaran’ilay lehilahy israelita novonoina ho faty, izay niara-novonoina tamin’ilay vehivavy midianita, dia Zimry zanak’i Salo, mpiadidy+ teo amin’ny fianakaviamben’ny Simeonita.
14 Ary ny anaran’ilay lehilahy israelita novonoina ho faty, izay niara-novonoina tamin’ilay vehivavy midianita, dia Zimry zanak’i Salo, mpiadidy+ teo amin’ny fianakaviamben’ny Simeonita.