Nomery 26:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Izao no taranak’i Manase:+ Avy tamin’i Makira+ ny fianakavian’ny Makirita. I Makira kosa niteraka an’i Gileada.+ Ary avy tamin’i Gileada ny fianakavian’ny Gileadita.
29 Izao no taranak’i Manase:+ Avy tamin’i Makira+ ny fianakavian’ny Makirita. I Makira kosa niteraka an’i Gileada.+ Ary avy tamin’i Gileada ny fianakavian’ny Gileadita.