Nomery 26:65 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 65 Fa hoy i Jehovah momba azy ireny: “Ho faty tokoa atỳ an-tany efitra ireo.”+ Koa tsy nisy niangana ireny, afa-tsy i Kaleba zanak’i Jefone sy Josoa zanak’i Nona.+
65 Fa hoy i Jehovah momba azy ireny: “Ho faty tokoa atỳ an-tany efitra ireo.”+ Koa tsy nisy niangana ireny, afa-tsy i Kaleba zanak’i Jefone sy Josoa zanak’i Nona.+