Nomery 30:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Raha mivoady+ amin’i Jehovah ny olona iray, na mianiana+ ka mivoady fa hifady zavatra,+ ary ny ainy no ataony antoka, dia tsy mahazo mivadika amin’ny teniny izy,+ fa tokony hotanterahiny izay rehetra naloaky ny vavany.+ Nomery Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 30:2 Fandalinana, Boky 2,
2 Raha mivoady+ amin’i Jehovah ny olona iray, na mianiana+ ka mivoady fa hifady zavatra,+ ary ny ainy no ataony antoka, dia tsy mahazo mivadika amin’ny teniny izy,+ fa tokony hotanterahiny izay rehetra naloaky ny vavany.+