Nomery 31:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary mitobia fito andro atỳ ivelan’ny toby. Aoka ianareo rehetra nahafaty olona*+ sy nikasika faty+ mba hanadio+ ny tenanareo amin’ny andro fahatelo sy fahafito, ary aoka hanadio ny tenany koa ireo olona nobaboinareo.
19 Ary mitobia fito andro atỳ ivelan’ny toby. Aoka ianareo rehetra nahafaty olona*+ sy nikasika faty+ mba hanadio+ ny tenanareo amin’ny andro fahatelo sy fahafito, ary aoka hanadio ny tenany koa ireo olona nobaboinareo.