Deoteronomia 30:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Na dia any amin’ny faravodilanitra aza no iparitahan’ny olonao, dia avy any no hanangonan’i Jehovah Andriamanitrao anao, sy hakany anao.+
4 Na dia any amin’ny faravodilanitra aza no iparitahan’ny olonao, dia avy any no hanangonan’i Jehovah Andriamanitrao anao, sy hakany anao.+