12 Koa naka tady vaovao i Delila, ka namatotra an’i Samsona, ary hoy izy: “Hamely anao ny Filistinina, ry Samsona!” Efa nisy olona niafina tao amin’ilay efitrano anatiny tamin’izay.+ Dia notapahin’i Samsona hiala teo amin’ny sandriny ireo tady, sahala amin’ny fanapaka kofehy iray.+