1 Samoela 16:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Fa hoy i Samoela: “Ataoko ahoana no fandeha any? Raha vao ren’i Saoly izany, dia hovonoiny ho faty aho.”+ Ary hoy i Jehovah: “Mitondrà vantotr’ombivavy avy amin’ny andian’omby, ka lazao hoe: ‘Tonga hanao sorona ho an’i Jehovah aho.’+
2 Fa hoy i Samoela: “Ataoko ahoana no fandeha any? Raha vao ren’i Saoly izany, dia hovonoiny ho faty aho.”+ Ary hoy i Jehovah: “Mitondrà vantotr’ombivavy avy amin’ny andian’omby, ka lazao hoe: ‘Tonga hanao sorona ho an’i Jehovah aho.’+