1 Tantara 29:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Anao Jehovah ô, ny fahalehibeazana+ sy ny hery+ sy ny hatsarana+ ary ny haja+ amam-boninahitra,+ fa anao ny zava-drehetra any an-danitra sy etỳ an-tany.+ Ary anao ny fanjakana,+ Jehovah ô, dia ianao izay misandratra ambony noho ny zava-drehetra.+
11 Anao Jehovah ô, ny fahalehibeazana+ sy ny hery+ sy ny hatsarana+ ary ny haja+ amam-boninahitra,+ fa anao ny zava-drehetra any an-danitra sy etỳ an-tany.+ Ary anao ny fanjakana,+ Jehovah ô, dia ianao izay misandratra ambony noho ny zava-drehetra.+