Ezra 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Dia niainga ireo lohan’ireo+ fianakaviamben’i Joda sy Benjamina mbamin’ny mpisorona sy ny Levita, eny, izay rehetra nentanin’Andriamanitra,+ mba hiakatra hanorina indray ilay tranon’i Jehovah+ tany Jerosalema. Ezra Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 1:5 w06 15/1 17-18; w92 15/5 13 Ezra Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:5 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,15/1/2006, p. 17-1815/5/1992, p. 13
5 Dia niainga ireo lohan’ireo+ fianakaviamben’i Joda sy Benjamina mbamin’ny mpisorona sy ny Levita, eny, izay rehetra nentanin’Andriamanitra,+ mba hiakatra hanorina indray ilay tranon’i Jehovah+ tany Jerosalema.