Joba 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 ary nanana biby fiompy,+ dia ondry fito arivo sy rameva telo arivo sy omby arivo ary ampondravavy dimanjato. Nanana mpanompo maro be koa izy. Izany lehilahy izany no nanan-karena indrindra tamin’ny Tatsinanana+ rehetra.
3 ary nanana biby fiompy,+ dia ondry fito arivo sy rameva telo arivo sy omby arivo ary ampondravavy dimanjato. Nanana mpanompo maro be koa izy. Izany lehilahy izany no nanan-karena indrindra tamin’ny Tatsinanana+ rehetra.