Joba 1:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia hoy i Jehovah tamin’i Satana: “Eo am-pelatananao àry ny fananany rehetra, fa izy fotsiny no aza asiana.” Dia niala teo anatrehan’i Jehovah i Satana.+ Joba Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:12 Fandalinana, Boky 2,
12 Dia hoy i Jehovah tamin’i Satana: “Eo am-pelatananao àry ny fananany rehetra, fa izy fotsiny no aza asiana.” Dia niala teo anatrehan’i Jehovah i Satana.+