Salamo 14:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hivoaka avy ao Ziona anie ny famonjena ny Israely!+Rehefa ampodin’i Jehovah ireo olony babo,+Dia aoka hifaly i Jakoba, ary hiravoravo i Israely.+
7 Hivoaka avy ao Ziona anie ny famonjena ny Israely!+Rehefa ampodin’i Jehovah ireo olony babo,+Dia aoka hifaly i Jakoba, ary hiravoravo i Israely.+