Salamo 31:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Lany tamin’ny alahelo ny fiainako,+Ary lany tamin’ny fisentoana ny taona iainako.+Kely ny heriko noho ny fahadisoako,+Ary nanjary nangozohozo ny taolako.+
10 Lany tamin’ny alahelo ny fiainako,+Ary lany tamin’ny fisentoana ny taona iainako.+Kely ny heriko noho ny fahadisoako,+Ary nanjary nangozohozo ny taolako.+