Salamo 107:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Misaora an’i Jehovah noho ny hatsaram-panahiny feno fitiavana,+Sy noho ny asa mahatalanjona nataony ho an’ny zanak’olombelona.+
21 Misaora an’i Jehovah noho ny hatsaram-panahiny feno fitiavana,+Sy noho ny asa mahatalanjona nataony ho an’ny zanak’olombelona.+