Salamo 108:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Andriamanitra mihitsy no efa niteny, noho ny fahamasinany,+ hoe:“Hifaly aho, ary homeko ho anjaran’ny+ oloko i Sekema.+Horefesiko koa ny lemaka ivan’i Sokota.+
7 Andriamanitra mihitsy no efa niteny, noho ny fahamasinany,+ hoe:“Hifaly aho, ary homeko ho anjaran’ny+ oloko i Sekema.+Horefesiko koa ny lemaka ivan’i Sokota.+