Salamo 108:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Tsy ianao ve no efa nanary anay, Andriamanitra ô,+Sady tsy niaraka tamin’ny tafikay, na dia Andriamanitray aza?+
11 Tsy ianao ve no efa nanary anay, Andriamanitra ô,+Sady tsy niaraka tamin’ny tafikay, na dia Andriamanitray aza?+