Salamo 117:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Fa lehibe tokoa ny hatsaram-panahy feno fitiavana nasehony tamintsika.+Ary mandritra ny fotoana tsy voafetra ny fahamarinan’i+ Jehovah.Miderà an’i Jah!+
2 Fa lehibe tokoa ny hatsaram-panahy feno fitiavana nasehony tamintsika.+Ary mandritra ny fotoana tsy voafetra ny fahamarinan’i+ Jehovah.Miderà an’i Jah!+