Salamo 140:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Tsy haharitra eto an-tany anie ny olona mpanita-dresaka!*+Aoka henjehin’ny faharatsiana ny olona mahery setra, ka hoveliveleziny.+
11 Tsy haharitra eto an-tany anie ny olona mpanita-dresaka!*+Aoka henjehin’ny faharatsiana ny olona mahery setra, ka hoveliveleziny.+